Entry | 1 manao aina tsy ho zavatra |
Elementary words | 2 manao, aina, tsy, ho, zavatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] 5 manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1] |
Explanations in English |
6 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] |
Synonyms | 7 mitono aina, mivarotra aina |
Other spellings | 8 manao |
Updated on 2023/07/17 |