|
|
|
|

Entry1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Elementary words  2  manao, hala, bika, tsy, tia, tarehy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1]

Updated on 2023/05/23