|
|
|
|

Entry1  afa-tsy
Elementary words  2  afaka, tsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely [1.1]
Explanations in English  5  except [1.2]
Explanations in French  6  sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?) [1.4.fr#764]
7  excepté, si ce n'est [1.5]
8  sinon [1.66.fr#868]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word afa-tsy

Updated on 2024/08/13