|
|
|
|

Entry1  valalatsimandadiharona
Elementary words  2  valala, tsy, mandady, harona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Examples  5  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Updated on 2023/04/24