|
|
|
|

Entry1  raha tsy voa tsy hendry
Elementary words  2  raha tsy, voa, tsy, hendry
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tratran' ny fahavoazana noho ny natao vao mandinika, ary tsy mamerina na manindroa intsony [1.1]

Updated on 2023/11/20