Entry | 1 miloloha tsy mihalana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manao kitoatoa toy ny manomboka raharaha nefa tsy maminavina akory ny vola holanina amin' izany |
Explanations in French |
4 [2.415#3272] Se lancer dans une affaire au hasard, c' est vouloir porter une chose sur la tĂȘte sans y mettre un coussinet |
Elementary words | 5 miloloha, tsy, mihalana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |