|
|
|
|

Entry1  tsy mahalala tsy misy
Elementary words  2  tsy, mahalala, misy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [1.1]

Updated on 2023/06/16