|
|
|
|

Entry1  tsy maty tsy akory fa mbola matory
Elementary words  2  tsy, maty, tsy akory, mbola, matory
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1]

Updated on 2023/11/20