Entry | 1 teny imaso tsy mba kilema |
Elementary words | 2 teny, imaso, tsy, mba, kilema |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona [1.1] |
Updated on 2023/06/08 |