Entry |
tsy akory
|
Elementary words | tsy ; akory |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
|
Examples | Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory
[1.1]
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
tsy ... akory
|
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
|
Explanations in English | Not at all, by no means, on no account [1.2]
|
Explanations in French | Pas du tout [1.8]
|
| Ne ... guère [1.5]
|
Examples |
1 | tsy misy iraisany akory.
[2.285]
|
2 | Hay tsy matory akory ise!
[2.499]
|
3 | Tsy tahotra akory fa toetra.
[2.5]
|
|
Compound words |
|
|