|
|
|
|

Entry1  tsy ahoan-tsy ahoana
Elementary words  2  tsy, ahoana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy misy antony inona, tsy misy vidiny
Explanations in English  5  [1.2] (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason
Examples  6  [2.4] Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto!
7  [2.69] Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa.
8  [2.5] Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana.
9  [2.508] famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray.
Other spellings  10  tsyahoanatsyahoana

Updated on 2024/12/12