|
|
|
|

Entry1  tsianjery
Elementary words  2  tsy, jery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao
Explanations in French  5  [1.13] rĂ©citation
Examples  6  [2.532] tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra!
7  [2.471] Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony
8  [2.470] Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina
Other spellings  9  tsyanjery

Anagrams  10  tsianjery, tsy an-jery

Updated on 2025/01/21