Entry | 1 tsy mahomby |
Elementary words | 2 tsy, mahomby |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1] |
Examples |
5 tsy mahomby miasa tany izy [1.1] 6 tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1] 7 tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1] |
Updated on 2023/06/12 |