Entry | teny tsy loa-body | |
Elementary words | teny ; tsy ; loa-body | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina;
teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina Safeli-teny [1.1] | |
Explanations in English | An indirect allusion [1.7] | |
Explanations in French | Allusion indirecte [1.8] | |
Paroles dont le sens est ambigu. Allusio [...] [full text in 1.5] | ||
Updated on 2023/11/20 |