|
|
|
|

Entry1  tsy toko tsy forohana
Elementary words  2  toko, tsy, forohana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
5  b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa) [1.1]
Explanations in English  6  an enormous sum of money [1.7]
7  une énorme somme d'argent; beaucoup [1.7]

Updated on 2023/06/05