Entry | 1 hendry ka tsy manan-ko an-teny |
Elementary words | 2 hendry, tsy, manana, ho, teny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena [1.1] |
Updated on 2023/03/28 |