Entry | 1 Betsileo |
Elementary words | 2 be, tsy, leo |
Part of speech | 3 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
4 Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] |
Explanations in English |
5 A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] |
Explanations in French |
6 nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa) [1.5] |
Examples |
7 Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo. [2.113] 8 Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69] |
Vocabulary |
9 History: clans, tribes |
Titles |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word Betsileo |
Tables and plates |
14 Dialectal words |
Updated on 2023/08/12 |