|
|
|
|

Entry1  lamako tsy mipaka
Elementary words  2  lamako, tsy, mipaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny
Raharaha tsy nahavoa, nandamoka
Examples  5  [2.69] lamako|tsy mipaka roa lamako|tsy mipaka ny tratrany

Updated on 2024/12/07