|
|
|
|

Entry1  manao kely tsy mba mamindro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika
Elementary words  4  manao, kely, tsy, mba, mamindro

Updated on 2024/12/07