Entry | 1 tsy miteny tsy mivolana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza |
Examples |
4 [2.324] Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny 5 [2.470] tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy 6 [2.996] Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? |
Elementary words | 7 tsy, miteny, mivolana |
Analogs | 8 tsymahatenytsymahavolana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |