|
|
|
|

Entry1  ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Elementary words  2  fanambadiana, tsy, afehy, ahandrotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1]

Updated on 2023/03/23