|
|
|
|

Entry1  tsy manan-droa hamolahana
Elementary words  2  tsy, manana, roa, amolahana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana [1.1]

Updated on 2023/06/05