|
|
|
|

Entry1  Betsimisaraka
Elementary words  2  be, tsy, misaraka
Part of speech  3  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  4  Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1]
Explanations in English  5  The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2]
Explanations in French  6  nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) [1.5]
Examples  7  Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270]
8  Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113]
9  Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529]
Vocabulary  10  History: clans, tribes
Morphology 
11  Simple :
Titles 
Proverbs  15  Proverbs containing the word Betsimisaraka
Tables and plates  16  Dialectal words

Updated on 2023/10/08