Entry (1/4) | 1 tany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Antontan-javatra boribory mimaona eny amin' ny habakabaka, onenan' ny olombelona, izay sady mihodinkodina eo am-pitoerana ohatra ny tandrimo mandritra ny indray andro sy indray alina no manodidina ny masoandro mandritra ny dimy amby enimpolo sy telonjato andro: Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany, hoy ny baiboly 4 Vovobovoka mena matroka izay toy ny nofon' io antontan-javatra voalaza etsy ambony ka anirian' ny zavamaniry: Mahavokatra ny fambolena ny tany lonaka 5 Tanety (mifanohitra amin' ny ranomasina): Intelo ohatra ny tany ny ranomasina 6 Faritany: Madagasikara dia anisan' ny tany mafana 7 Saha fananana: Itsy atsimo itsy no taninay, fa ity an-dry Ranaivo 8 Ny olona miara-mipetraka amin' ny faritany iray: Samy manana ny fomba amam-panaony ny tany rehetra [1.1] |
Explanations in English |
9 earth, soil, land; a country, a nation [1.7] |
Explanations in French |
10 terre, sol; pays, nation [1.8] 11 terre, sol, terrain [1.13] |
Vocabulary |
12 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 82 Proverbs containing the word tany |
Entry (2/4) | 83 tany |
Elementary words | 84 t~, any |
Part of speech | 85 adverb, past form |
Explanations in Malagasy |
86 Milaza toerana naleha na nisy ny tena: Tany an-tsena aho aninaraina [1.1] |
Examples |
87 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] |
Compound words |
|
Tables and plates |
90 All the adverbs |
Entry (3/4) | 91 tany |
Part of speech | 92 adverb |
Explanations in Malagasy |
93 Tany fanafohezana ny hoe: "Tahiny": Raha tany mandalo any amin-dry dada ianao, ampamangio azy any aho [1.1] |
Tables and plates |
94 All the adverbs |
Entry (4/4) | 95 tany |
Part of speech | 96 noun |
Explanations in Malagasy |
97 tomany, fitomany, fitomaniana [Bara]
[1.78] 98 ranomaso, tomany [Sihanaka] [1.78] 99 tany, fitomaniana [Tanala] [1.78] 100 ilazana ny "tomany", sady fototeny niavian' io teny io rahateo (tamin' ny alalan' ny tsofoka om: / - om / any), saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ny fombam-pitenenana sy ohabolana sasantsasany, toy ny hoe: toran-tany: mitomany mafy ka ohàtra ny torana mihitsy; kalon' antitra ka tany no farany: mazàna no miafara amin' ny tomany ny hirahiran' ny antitra noho ny fibosesehan' ny fahatsiarovana sy ny fihetseham-po tsaroany tamin' ny fiainany lasa [1.1] |
Explanations in French |
101 les larmes, les pleurs, les gémissements 102 regret [1.3] 103 pleur [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Derivatives |
|
Synonyms | 105 tañe |
Proverbs | 106 Proverbs containing the word tany |
Anagrams | 107 anty, tany |
Updated on 2023/06/06 |