|
|
|
|

Entry (1/3)1  t~
Part of speech  2  prefix
Explanations in Malagasy  3  Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
Explanations in English  4  the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
Explanations in French  5  préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
6  préfixe exprimant le temps passé [1.5]
Compound words 

Entry (2/3)12  t~
Part of speech  13  prefix
Explanations in French  14  préfixe exprimant l'origine [1.5]
Compound words 
Ethnonyms 

Entry (3/3)19  t
Part of speech  20  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  21  Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1]
Explanations in French  22  Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Compound words 
Tables and plates  24  The Alphabets
Article  25  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
26 

Updated on 2024/09/01