Entry | 1 tany dilatra |
Elementary words | 2 tany, dilatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tany vonton-drano, fotaka [1.1] 5 fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13] |
Explanations in English |
6 clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2] |
Explanations in French |
7 Limon, terre humide [1.3] 8 alluvion [1.13] |
Vocabulary |
9 Geology |
Synonyms | 10 tany ditra |
Updated on 2023/06/06 |