|
|
|
|

Entry1  bolantany
Elementary words  2  bola, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1]
Explanations in French  5  sphère terrestre, globe terrestre [1.13]
Vocabulary  6  Geography: (in general)
Compound words 

Updated on 2024/07/15