Entry | 1 tany mena |
Elementary words | 2 tany, mena |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy [1.1] |
Explanations in French |
5 terre rouge [1.3] 6 Sol latéritique, latérite [1.13] |
Examples |
7 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144] 8 Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16] |
Vocabulary |
9 Geology |
Other spellings | 10 tanimena |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tany mena |
Anagrams | 12 mananety, tamenany, tany mena |
Updated on 2023/01/01 |