|
|
|
|

Entry1  arintany
Elementary words  2  arina, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
Explanations in English  5  coal [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  charbon de terre [1.8, 1.13]
7  houille [1.13]
Examples  8  Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#]
Vocabulary  9  Geology
Compound words 

Anagrams  11  arintany, tranainy

Updated on 2023/11/24