Entry | 1 zavontany |
Elementary words | 2 zavona, tany |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina [1.1] |
Explanations in French |
5 innombrable [1.3] |
Examples |
6 Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. [2.285#] 7 Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#] |
Updated on 2023/06/05 |