|
|
|
|

Entry1  taninketsa
Elementary words  2  tany, ketsa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
Explanations in English  5  the seedbed where young rice plants are grown [1.7]
Explanations in French  6  terrain où l'on sème le riz [1.3]
7  petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
8  pépinière [1.13]
9  La pépinière [1.196]
Examples  10  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
11  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
12  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Vocabulary  13  Economy: agriculture
Proverbs  14  Proverbs containing the word taninketsa

Updated on 2023/12/03