Entry (1/2) | 1 taniravo |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geology |
Explanations in Malagasy | 4 tanimanga, tany mora [Taisaka] [1.78]5 tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1] |
Explanations in English | 6 white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]7 chalk [1.42] |
Explanations in French | 8 terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3] |
Examples |
9 Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48] 10 toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470] |
Elementary words | 11 tany, ravo |
Entry (2/2) | 12 Taniravo |
Part of speech | 13 name (toponym) |
Vocabulary |
14 Geography: towns |
Examples |
15 Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48] |
Elementary words | 16 tany, ravo |
Tables and plates |
17 Full list |
Anagrams | 18 avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato, avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato |
Updated on 2023/12/03 |