|
|
|
|

Entry1  tomany
Root  2  tany
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
5  Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explanations in English  6  to weep, to lament [1.7]
Explanations in French  7  pleurer [1.8]
8  pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  9  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Proverbs  17  Proverbs containing the word tomany

Anagrams  18  manoty, mañoty, tomany

Updated on 2023/01/20