Entry | 1 tany mandroso |
Elementary words | 2 tany, mandroso |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro [1.1] |
Updated on 2023/06/23 |