Entry (1/2) | 1 ranomaso |
Elementary words | 2 rano, maso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy [1.1] |
Explanations in English |
5 Tears. [Mal. Ayer mata.] [1.2] 6 tears [1.7] |
Explanations in French |
7 larmes [1.8] 8 larme [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
9 Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [2.324] |
Vocabulary |
10 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 14 tomany, tany |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word ranomaso |
Entry (2/2) | 24 ranomaso |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 vola fampiononana amin'ny fahoriana [Taisaka]
[1.78] 27 famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Sihanaka] [1.78] |
Anagrams | 28 manorosa, manosora, ranomaso |
Updated on 2023/06/19 |