|
|
|
|

Entry1  sarintany
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [1.1]
Explanations in French  5  Carte [1.13]
Examples  6  Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
7  Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Elementary words  8  sary, tany
Compound words 
Illustrations 
13 

Anagrams  14  anantsiry, sarintany, siran-tany

Updated on 2023/09/14