Entry (1/3) | 1 andriantany |
Elementary words | 2 andriana, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tany mafy toy ny vato [1.1] |
Entry (2/3) | 5 Andriantany |
Elementary words | 6 andriana, tany |
Part of speech | 7 name (toponym) |
Explanations in French |
8 village situé au sud d'Ambohidratrimo, au confluent de l'Ikopa et de la Mamba [3.1] |
Examples |
9 maty ny rano navily hankany eny andriantany vao izay mikambana aminy Kiopa [2.48] |
Vocabulary |
10 Geography: towns |
Tables and plates |
11 Full list |
Entry (3/3) | 12 Andriantany |
Part of speech | 13 name (toponym) |
Explanations in Malagasy |
14 lakandrano mirefy 13 kilometra mba hanamorana ny fikorian'ny rano rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra [4.37#2011/09/27] |
Explanations in French |
15 canal de control des crues, qui draine les eaux collinaires de Tananarive et les eaux de la plaine agricole nord. Long de 24 km, il commence à Ankadimbahoaka, suit la voie ferrée jusqu'à Alarobia, et rejoint l'Ikopa à l'ouest de Talatamaty [3.1] |
Vocabulary |
16 Economy: buildings, public works |
Tables and plates |
17 Full list |
Anagrams | 18 Andriantany, andriantany, antanindray, Andriantany, andriantany, antanindray |
Updated on 2023/02/21 |