|
|
|
|

Entry1  sesitany
Elementary words  2  sesika, tany
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1]
Explanations in English  5  exiled [1.7]
Explanations in French  6  expulsion, exil [1.3]
7  exilé [1.8]
Examples  8  Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :

Updated on 2023/10/02