Entry | 1 tanibe (tany) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania [1.1] |
Synonyms | 5 kontinanta |
Anagrams | 6 bineta, tanibe, tibeña |
Updated on 2020/07/31 |