|
|
|
|

Entry1  fokontany
Elementary words  2  foko, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fizaran-tany amin'ny kantao [Taisaka] [1.78]
5  Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
Explanations in French  6  les gens du clan [Taisaka] [1.82]
Examples  7  Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany. [2.606#]
8  manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
Vocabulary  9  Politique
Compound words 

Updated on 2023/12/08