|
|
|
|

Entry1  lohamalemy
Elementary words  2  loha, malemy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
5  faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
Explanations in French  6  fontanelle [1.13]
Examples  7  Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424#]
Vocabulary  8  Biology
Synonyms  9  hevo

Updated on 2023/05/19