Entry (1/5) | 1 volo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka 4 Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1] |
Explanations in English |
5 hair 6 feathers 7 moss [1.7] |
Explanations in French |
8 cheveux, poil 9 plume 10 mousse [1.8] 11 Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc. 12 Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges. 13 Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196] |
Examples |
14 Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472] 15 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 62 Proverbs containing the word volo |
Article |
63 Randzavola: volo ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/5) | 64 volo |
Part of speech | 65 noun |
Explanations in Malagasy |
66 Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [1.1] |
Explanations in English |
67 color [1.7] |
Explanations in French |
68 couleur [1.8] 69 Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
76 The Colors 77 Cattle Coat Colors |
Entry (3/5) | 78 volo |
Part of speech | 79 noun |
Explanations in Malagasy |
80 Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [1.1] |
Explanations in French |
81 Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196] |
Entry (4/5) | 82 volo |
Part of speech | 83 noun |
Explanations in Malagasy |
84 Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [1.1] |
Explanations in English |
85 bamboo [1.7] |
Explanations in French |
86 bambou [1.8, 1.13] 87 roseau [1.8] 88 Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196] |
Vocabulary |
89 Botany: grass |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Illustrations |
|
Entry (5/5) | 97 volo |
Part of speech | 98 noun |
Explanations in French |
99 [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner [1.196] |
Anagrams | 100 lovo, volo |
Updated on 2024/10/30 |