|
|
|
|

Entry1  loloha
Root  2  loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay
5  Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny
6  Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1]
Explanations in English  7  the act of carrying on the head; family responsibility [1.7]
Explanations in French  8  action de porter sur la tĂȘte [1.3, 1.8]
9  les proches parents qu'il faut assister [1.3]
10  devoir d'assister les proches parents [1.8]
Examples  11  aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word loloha

Anagrams  19  lohalo, loloha

Updated on 2023/05/21