Entry | 1 lohahevitra |
Elementary words | 2 loha, hevitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny ventin-teny halahatra |
Explanations in English |
5 [1.7] a point in discussion |
Explanations in French |
6 [1.8] l'essentiel de la discussion, le thème |
Examples |
7 [1.368#] Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. 8 [2.285#] Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. 9 [1.369#] Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |