|
|
|
|

Entry1  takiba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1]
4  ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13]
Explanations in French  5  flanc [1.13]
Vocabulary  6  Biology
Synonyms  7  ila, tehezana
Other spellings  8  takibaka
Holonym 
Co-meronyms 

Anagrams  14  bitaka, tabika, takiba

Updated on 2024/10/30