Entry (1/3) | 1 tanana (tana) |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy | 3 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao 4 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita 5 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa 6 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] |
Explanations in English | 7 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] |
Explanations in French | 8 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tanana |
Entry (2/3) | 16 tanana |
Part of speech | 17 noun |
Vocabulary |
18 Biology 19 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy | 20 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]21 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) 22 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] |
Explanations in English | 23 the hand 24 the forelegs of quadrupeds [1.7] |
Explanations in French | 25 la main, les mains [1.3, 1.8]26 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]27 les manches des habits, etc. [1.3]28 main, manche, rayon [1.5]29 main [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
30 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472] 31 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 32 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Holonym |
|
Meronyms |
|
Proverbs | 72 Proverbs containing the word tanana |
Article |
73 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 75 tanàna |
Part of speech | 76 noun |
Vocabulary |
77 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 78 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] |
Explanations in English | 79 a town, a city (written with the accent) [1.7] |
Explanations in French | 80 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]81 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
82 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131] 83 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 94 Proverbs containing the word tanàna |
Article |
95 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 97 tanana, tanàna, tanana, tanàna |
Updated on 2024/06/18 |