|
|
|
|

Entry1  famakiloha
Elementary words  2  famaky, loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  karazam-bibikely mitovitovy habe amin' ny valalavao saingy lava vatana kokoa, amin' ny antokon' ny Orthoptères. Henjana ny elany ambony ary manify makarakara toy ny elatra ambany amin' ny azy. Lava be ny tendany. Ny tanany roa anoloana dia sady lava no lehibe sy mantajaka, io no fandraisany haza, ets., dia biby madinika samy hafa. Misy karazany maro izy: ny sasany borobory ny lohany ary ny masony roa dia mivoaka avy eo an-daniny avy, karazany vaventy ireo. Ny sasany kosa indray dia lava sady maranitra ny lohany, toy ny valala Tsindakana. [1.10#F.155]
5  Biby maitsomaitso sahala amin' ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin' ny vavany, izay nahatonga ny anarany [1.1]
Explanations in English  6  A species of mantis [1.2]
Explanations in French  7  la mante prie-Dieu [1.3#141]
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Proverbs  9  Proverbs containing the word famakiloha

Anagrams  10  famakiloha, mahalofika

Updated on 2023/11/25