Entry | 1 vovonana iadian' ny lohany |
Elementary words | 2 vovonana, iadiana, loha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] |
Updated on 2023/07/30 |