Entry (1/3) | 1 andriana |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1] |
Explanations in French |
5 Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3#41] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word andriana |
Entry (2/3) | 13 andriana |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1] 16 saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13] |
Explanations in English |
17 the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2] 18 a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7] |
Explanations in French |
19 noble [1.3, 1.8, 1.13] 20 seigneur [1.3, 1.13] 21 souverain [1.3] 22 roi, reine, royauté; la noblesse [1.8] |
Vocabulary |
23 Politique |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Patronyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 55 Proverbs containing the word andriana |
Article |
56 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 57 an-driana |
Root | 58 any |
Part of speech | 59 locution |
Explanations in Malagasy |
60 [1.1] |
Explanations in French |
61 [1.3] |
Examples |
62 Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558] |
Proverbs | 63 Proverbs containing the word an-driana |
Anagrams | 64 Andraina, andraina, an-driana, andriana, iandrana, Andraina, andraina, an-driana, andriana, iandrana |
Updated on 2023/05/27 |