Entry (1/2) | 1 molotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1] |
Explanations in English |
4 the lips [1.7] |
Explanations in French |
5 lèvre [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470] 7 Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471] 8 Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996] |
Vocabulary |
9 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word molotra |
Entry (2/2) | 24 molotra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 Sisina: molobilany [1.1] |
Explanations in English |
27 the rim of a kettle, etc. [1.7] |
Explanations in French |
28 lisière, rebord [1.3] 29 rebord d'une marmite, etc. [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 31 lomotra, molotra |
Updated on 2024/10/30 |